Ezekiela 23:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nisy fehikibo+ teo amin’ny andilan’ireny, ary satroka lamba nisy nikirazorazo no teo an-dohany. Hoatran’ny miaramila no fahitana azy rehetra, toy ny zanakalahin’i Babylona, teraka tany Kaldea.
15 Nisy fehikibo+ teo amin’ny andilan’ireny, ary satroka lamba nisy nikirazorazo no teo an-dohany. Hoatran’ny miaramila no fahitana azy rehetra, toy ny zanakalahin’i Babylona, teraka tany Kaldea.