Ezra 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tamin’izany fotoana izany no tonga teo amin’izy ireo i Tatenay+ governora tatỳ ampitan’ny Renirano,+ sy Setara-bozenay mbamin’ny naman’izy ireo, ka nilaza hoe: “Iza no nanome baiko anareo hanorina an’io trano io sy hanao an’io rafitra hazo io?”+ Ezra 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Aza manatonatona any,+ ry Tatenay+ governora any ampitan’ny Renirano+ sy Setara-bozenay+ mbamin’ireo namany, dia ireo governora lefitra+ any ampitan’ny Renirano.
3 Tamin’izany fotoana izany no tonga teo amin’izy ireo i Tatenay+ governora tatỳ ampitan’ny Renirano,+ sy Setara-bozenay mbamin’ny naman’izy ireo, ka nilaza hoe: “Iza no nanome baiko anareo hanorina an’io trano io sy hanao an’io rafitra hazo io?”+
6 “Aza manatonatona any,+ ry Tatenay+ governora any ampitan’ny Renirano+ sy Setara-bozenay+ mbamin’ireo namany, dia ireo governora lefitra+ any ampitan’ny Renirano.