-
Ezra 3:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nanome vola+ an’ireo mpipai-bato+ sy mpanao asa tanana+ izy ireo. Ary nomeny sakafo+ sy zava-pisotro ary menaka+ ny olona avy any Sidona+ sy Tyro,+ mba hitondrany hazo sedera avy any Libanona+ mankany amin’ny ranomasina any Jopa,+ araka ny fanomezan-dalana nomen’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa azy ireo.
-