Nomery 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+ Nomery 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana, ho hanitra mampitony an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, ondrilahy kely fito izay herintaona avy, sady tsy misy kilema.+
3 “Koa lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema izay herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra isan’andro.+
2 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana, ho hanitra mampitony an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, ondrilahy kely fito izay herintaona avy, sady tsy misy kilema.+