FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary i Hagay+ mpaminany sy Zakaria+ mpaminany zafikelin’i Ido,+ dia naminany teo amin’ireo Jiosy tany Joda sy Jerosalema, tamin’ny anaran’ilay+ Andriamanitry ny Israely izay nomba azy ireo.+

  • Hagay 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela, sy Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka,+ ary ny vahoaka sisa rehetra, dia nihaino izay nolazain’i Jehovah Andriamaniny,+ sy izay nolazain’i Hagay+ mpaminany satria nirahin’i Jehovah Andriamaniny izy. Koa natahotra an’i Jehovah+ ny vahoaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara