FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Eny, niakatra avy tany Babylona io Ezra io. Tena havanana izy tamin’ny fanaovana dika soratra+ ny lalàn’i Mosesy,+ izay nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely. Dia nomen’ny mpanjaka azy izay rehetra nangatahiny, satria nanao soa taminy ny tanan’i Jehovah Andriamaniny.+

  • Nehemia 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa nalain’i Ezra mpisorona+ ilay boky, ka nentiny teo anatrehan’ny fiangonana,+ dia izay rehetra tafavory teo na lahy na vavy, mbamin’izay rehetra afaka mihaino ka mahazo ny hevitr’izay reny.+ Andro voalohan’ny volana fahafito+ tamin’izay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara