Ezekiela 45:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy tokony hiova ny fatran’ny efaha sy ny bata, sady tokony hitovy fatra. Amin’izay dia ho ampahafolon’ny homera ny bata iray ary ho ampahafolon’ny homera koa ny efaha iray.+ Ny homera no fatra tokony hatao filamatra.
11 Tsy tokony hiova ny fatran’ny efaha sy ny bata, sady tokony hitovy fatra. Amin’izay dia ho ampahafolon’ny homera ny bata iray ary ho ampahafolon’ny homera koa ny efaha iray.+ Ny homera no fatra tokony hatao filamatra.