Genesisy 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary voaozona ianao ankehitriny, ka horoahina tsy ho ao amin’ilay tany+ izay nisokatra hitelina ny ran’ny rahalahinao, dia ny ra nalatsaky ny tananao.+
11 Ary voaozona ianao ankehitriny, ka horoahina tsy ho ao amin’ilay tany+ izay nisokatra hitelina ny ran’ny rahalahinao, dia ny ra nalatsaky ny tananao.+