Eksodosy 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Raha misy afo mitatra ka mahazo ny tsilo ary kilan’ny afo+ ny vokatra efa vita amboara na ny vokatra eny an-tsaha na ny saha, dia tsy maintsy manonitra an’izay may ilay nandrehitra ny afo.
6 “Raha misy afo mitatra ka mahazo ny tsilo ary kilan’ny afo+ ny vokatra efa vita amboara na ny vokatra eny an-tsaha na ny saha, dia tsy maintsy manonitra an’izay may ilay nandrehitra ny afo.