18 Ary nentiny daholo ny fitaovana+ tao an-tranon’Andriamanitra, na lehibe+ na kely, ary koa ny zava-tsarobidy+ notehirizina tao an-tranon’i Jehovah mbamin’ny zava-tsarobidin’ny mpanjaka+ sy ny andrianany, eny, nentiny tany Babylona daholo izany.
19 Ary atolory eo anatrehan’Andriamanitra any Jerosalema avokoa, ny fitaovana+ omena anao mba hampiasaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitrao.+