Genesisy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa amin’ny andron’ny zafiafiny kosa izy ireo vao hiverina eto,+ satria mbola tsy mahatratra ny fara tampony ny fahadisoan’ny Amorita.”+ Mpitsara 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia lasan’izy ireo ny tany rehetran’ny Amorita, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.+
16 Fa amin’ny andron’ny zafiafiny kosa izy ireo vao hiverina eto,+ satria mbola tsy mahatratra ny fara tampony ny fahadisoan’ny Amorita.”+
22 Dia lasan’izy ireo ny tany rehetran’ny Amorita, hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, ary hatrany amin’ny tany efitra ka hatrany Jordana.+