FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nasainy ny tany, nesoriny ny vato, ary voaloboka mena karazany tsara no namboleny teo. Nanorina tilikambo teo afovoany+ koa izy, ary nihady lavaka famiazam-boaloboka.+ Nanantena foana izy fa hamoa voaloboka+ tsara ilay tany, kanjo namoa voalobokadia.+

  • Isaia 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa hampahafantariko anareo izay hataoko amin’ny tanimboaloboko: Hesorina ny fefiny,+ hodorana izy,+ harodana ny tamboho vatony, ary hohitsakitsahina izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara