Mpitoriteny 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mivarina any an-dranomasina+ ny renirano+ rehetra, nefa tsy tondraka ny ranomasina.+ Any amin’izay niavian’ny renirano ihany no iverenany, ary avy any indray izy no mikoriana.+
7 Mivarina any an-dranomasina+ ny renirano+ rehetra, nefa tsy tondraka ny ranomasina.+ Any amin’izay niavian’ny renirano ihany no iverenany, ary avy any indray izy no mikoriana.+