Deoteronomia 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+ Nehemia 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa raha vao ren’ny vahoaka ilay lalàna,+ dia nesorin’izy+ ireo tsy ho anisan’ny Israely ny hafa firenena rehetra. 2 Korintianina 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Koa mivoaha eo aminy ianareo, ary misaraha aminy’, hoy i Jehovah, ‘ary aza mikasika intsony izay maloto’”,+ “‘dia handray anareo aho.’”+
3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+
3 Koa raha vao ren’ny vahoaka ilay lalàna,+ dia nesorin’izy+ ireo tsy ho anisan’ny Israely ny hafa firenena rehetra.
17 “‘Koa mivoaha eo aminy ianareo, ary misaraha aminy’, hoy i Jehovah, ‘ary aza mikasika intsony izay maloto’”,+ “‘dia handray anareo aho.’”+