Nehemia 7:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Ary toy izao ny Levita: Efatra amby fitopolo ny taranak’i Jesoa, izany hoe ny taranak’i Kadmiela,+ avy amin’ny taranak’i Hodeva.+
43 Ary toy izao ny Levita: Efatra amby fitopolo ny taranak’i Jesoa, izany hoe ny taranak’i Kadmiela,+ avy amin’ny taranak’i Hodeva.+