Nehemia 3:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Nanarakaraka azy i Hanania zanak’i Selemia sy Hanona, izay fahenina amin’ny zanak’i Zalafa. Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda izy ireo. Ary nanarakaraka an’ireo i Mesolama+ zanak’i Berekia, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny efitranony.+ Nehemia 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Olona maro tao Joda mantsy no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara,+ ary i Johanana zanany lahy efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.
30 Nanarakaraka azy i Hanania zanak’i Selemia sy Hanona, izay fahenina amin’ny zanak’i Zalafa. Nanamboatra ampahany tamin’ilay manda izy ireo. Ary nanarakaraka an’ireo i Mesolama+ zanak’i Berekia, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny efitranony.+
18 Olona maro tao Joda mantsy no efa nianiana fa hanohana azy, noho izy vinantolahin’i Sekania zanak’i Ara,+ ary i Johanana zanany lahy efa nanambady ny zanakavavin’i Mesolama+ zanak’i Berekia.