Eksodosy 30:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+ 1 Tantara 9:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona dia mpanamboatra menaka fanosorana+ vita tamin’ny menaka balsama nafangaro zavatra hafa.
25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+
30 Ary ny sasany tamin’ny taranaky ny mpisorona dia mpanamboatra menaka fanosorana+ vita tamin’ny menaka balsama nafangaro zavatra hafa.