3 Natory i Samsona mandra-pisasaky ny alina. Ary nifoha izy nony misasakalina, ka noraisiny ny vavahadin’ny tanàna+ mbamin’ny andry roa, dia nongotany niaraka tamin’ilay bara hidiny ka nataony teny an-tsorony, ary nentiny+ niakatra ho any an-tampon’ilay tendrombohitra tandrifin’i Hebrona.+