2 Tantara 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanorina tilikambo+ tao Jerosalema i Ozia, teo akaikin’ny Vavahady An-jorony+ sy ny Vavahadin-dohasaha+ ary ny Kihon’ny Manda, ka nanamafy izany. Nehemia 3:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary nanarakaraka azy i Binoy zanak’i Henadada, izay nanamboatra ny ampahany tamin’ilay manda, nanomboka teo amin’ny tranon’i Azaria ka hatrany amin’ny Kihon’ny Manda+ sy hatrany amin’ny zoron’ilay manda.
9 Ary nanorina tilikambo+ tao Jerosalema i Ozia, teo akaikin’ny Vavahady An-jorony+ sy ny Vavahadin-dohasaha+ ary ny Kihon’ny Manda, ka nanamafy izany.
24 Ary nanarakaraka azy i Binoy zanak’i Henadada, izay nanamboatra ny ampahany tamin’ilay manda, nanomboka teo amin’ny tranon’i Azaria ka hatrany amin’ny Kihon’ny Manda+ sy hatrany amin’ny zoron’ilay manda.