Eksodosy 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ary raha misy lehilahy mivarotra ny zanany vavy ho mpanompo,+ dia tsy hitovy amin’ny fomba ialan’ny mpanompolahy ny fomba ialan-drazazavavy. Deoteronomia 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+ 2 Mpanjaka 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.” Ohabolana 22:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny mpanankarena no mifehy ny mahantra,+ ary izay misambo-bola dia mpanompon’ilay mampisambotra.+ Matio 18:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Tsy nanan-kaloa anefa ilay mpanompo ka nasain’ny tompony namidy izy mbamin’ny vady aman-janany sy ny fananany rehetra, mba handoavana ny trosa.+
7 “Ary raha misy lehilahy mivarotra ny zanany vavy ho mpanompo,+ dia tsy hitovy amin’ny fomba ialan’ny mpanompolahy ny fomba ialan-drazazavavy.
12 “Raha namidy taminao ny rahalahinao, lehilahy hebreo na vehivavy hebreo,+ ka efa nanompo anao enin-taona, dia tokony halefanao ho olona afaka izy amin’ny taona fahafito.+
4 Ary nisy vehivavy iray vadin’ny zanaky+ ny mpaminany, tonga nitaraina tamin’i Elisa hoe: “Maty ny vadiko mpanomponao, ary fantatrao tsara fa natahotra+ an’i Jehovah foana izy. Tonga anefa izao ny tompon-trosa+ haka ny zanako roa ho andevony.”
25 Tsy nanan-kaloa anefa ilay mpanompo ka nasain’ny tompony namidy izy mbamin’ny vady aman-janany sy ny fananany rehetra, mba handoavana ny trosa.+