FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tsy nankatò ny lalànao+ ny mpanjakanay sy ny andriananay sy ny mpisoronay ary ny razanay,+ sady tsy nitandrina ny didinao+ na ny fampahatsiahivanao izay nananaranao+ azy.

  • Salamo 106:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Efa nanota tahaka ny razanay izahay,+

      Nanao zavatra tsy nety izahay, ary nanao ratsy.+

  • Zefania 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy aho tamin’ilay tanàna: ‘Aoka hatahotra ahy ianao, ka hihaino anatra.’+ Amin’izay dia tsy ho rava ny fonenany.+ Hataoko ampamoaka izy noho ny fahotany rehetra.+ Vao mainka anefa izy nanao izao zava-dratsy rehetra izao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara