Salamo 76:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Manaova voady amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo rehetra manodidina azy, ary efao aminy izany.+Aoka ianareo hitondra fanomezana amin-tahotra.+ Salamo 119:106 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 106 Nianiana aho fa hanaja ny didim-pitsaranao+ ara-drariny,Ka hotanterahiko izany.+ Mpitoriteny 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aleo tsy mivoady,+ toy izay mivoady nefa tsy manefa.+
11 Manaova voady amin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo rehetra manodidina azy, ary efao aminy izany.+Aoka ianareo hitondra fanomezana amin-tahotra.+