FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 11:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nony teo aminareo anefa aho ka tsy nanana, dia tsy tonga enta-mavesatra na ho an’iza na ho an’iza+ aho, fa ireo rahalahy avy eto Makedonia+ no nanome izay tsy nananako, sady nanome ahy be dia be. Eny, niezaka ny tsy ho tonga enta-mavesatra ho anareo tamin’ny lafiny rehetra aho, ary mbola hiezaka hanao izany ihany.+

  • 2 Korintianina 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Fanintelony+ aho izao no vonona hankatỳ aminareo, nefa tsy ho tonga enta-mavesatra aho. Fa tsy ny fanananareo no tadiaviko,+ fa ianareo. Tsy ny zanaka+ mantsy no tokony hihary ho an’ny ray aman-dreniny, fa ny ray aman-dreny no tokony hihary ho an’ny zanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara