FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hoy koa aho: “Tsy mety izao ataonareo izao.+ Tsy tokony hatahotra+ an’Andriamanitsika+ foana ve ianareo, mba tsy handatsan’ireo+ firenena fahavalo antsika?+

  • Salamo 112:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 112 Miderà an’i Jah!+

      א [Alefa]

      Sambatra izay olona matahotra an’i Jehovah,+

      ב [Beta]

      Sy finaritra+ erỳ mankatò ny didiny.+

  • Salamo 147:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa ny olona matahotra azy no ankasitrahan’i Jehovah,+

      Eny, ny olona miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+

  • Ohabolana 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana no andrakofana fahotana,+ ary ny fahatahorana an’i Jehovah no analavirana ny ratsy.+

  • Mpitoriteny 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara