Nehemia 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary teo anilany i Tobia+ Amonita,+ ka niteny hoe: “Na amboadia+ aza no mianika an’io manda vato aoriny io, dia ho rava io.”
3 Ary teo anilany i Tobia+ Amonita,+ ka niteny hoe: “Na amboadia+ aza no mianika an’io manda vato aoriny io, dia ho rava io.”