Nehemia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia tonga i Hanany,+ iray tamin’ireo rahalahiko, mbamin’ny lehilahy hafa avy tany Joda. Ary nanontaniako+ azy ireo ny momba ny Jiosy,+ dia ireo sisa niangana+ izay nafahana avy tamin’ny fahababoana.+ Nanontany momba an’i Jerosalema koa aho.
2 Dia tonga i Hanany,+ iray tamin’ireo rahalahiko, mbamin’ny lehilahy hafa avy tany Joda. Ary nanontaniako+ azy ireo ny momba ny Jiosy,+ dia ireo sisa niangana+ izay nafahana avy tamin’ny fahababoana.+ Nanontany momba an’i Jerosalema koa aho.