Ezra 7:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny razantsika,+ izay nanao izany tao am-pon’ny+ mpanjaka, mba hahatsara tarehy+ ny tranon’i Jehovah any Jerosalema!
27 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny razantsika,+ izay nanao izany tao am-pon’ny+ mpanjaka, mba hahatsara tarehy+ ny tranon’i Jehovah any Jerosalema!