Ezra 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 roa ambin’ny folo sy valonjato sy roa arivo ny taranak’i Pahata-moaba+ avy amin’ny taranak’i Jesoa sy Joaba,+ Ezra 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 ny avy tamin’ny taranak’i Pahata-moaba+ dia i Adna, Kelala, Benaia, Mahaseia, Matania, Bezalila, Binoy ary Manase;
6 roa ambin’ny folo sy valonjato sy roa arivo ny taranak’i Pahata-moaba+ avy amin’ny taranak’i Jesoa sy Joaba,+
30 ny avy tamin’ny taranak’i Pahata-moaba+ dia i Adna, Kelala, Benaia, Mahaseia, Matania, Bezalila, Binoy ary Manase;