Levitikosy 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro voalohan’ny volana fahafito+ dia ho fitsaharana tanteraka ho anareo, sy ho fampahatsiarovana anareo amin’ny alalan’ny fitsofana trompetra,+ ary ho fivoriambe masina.+ 1 Mpanjaka 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nivory teo amin’i Solomona Mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,+ tamin’ny volana Etanima, izany hoe ny volana fahafito.+ Ezra 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa tao amin’ny tanànany avy ny zanak’Israely, tamin’ny volana fahafito.+ Ary nivory toy ny olona iray+ tao Jerosalema+ ny vahoaka.
24 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro voalohan’ny volana fahafito+ dia ho fitsaharana tanteraka ho anareo, sy ho fampahatsiarovana anareo amin’ny alalan’ny fitsofana trompetra,+ ary ho fivoriambe masina.+
2 Koa nivory teo amin’i Solomona Mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,+ tamin’ny volana Etanima, izany hoe ny volana fahafito.+
3 Efa tao amin’ny tanànany avy ny zanak’Israely, tamin’ny volana fahafito.+ Ary nivory toy ny olona iray+ tao Jerosalema+ ny vahoaka.