1 Mpanjaka 8:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota+ taminao sy ny fahadisoana+ rehetra nataony taminao.+ Ataovy miantra+ azy ny mpamabo azy ka hangoraka azy, Salamo 106:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nataony lasa niantra azyIzay rehetra namabo azy.+ Ohabolana 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+
50 ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota+ taminao sy ny fahadisoana+ rehetra nataony taminao.+ Ataovy miantra+ azy ny mpamabo azy ka hangoraka azy,
21 Toy ny lakandrano eo an-tanan’i Jehovah ny fon’ny mpanjaka,+ ka aviliny hankany amin’izay itiavany azy.+