1 Mpanjaka 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa nivory teo amin’i Solomona Mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,+ tamin’ny volana Etanima, izany hoe ny volana fahafito.+
2 Koa nivory teo amin’i Solomona Mpanjaka ny olona rehetra teo amin’ny Israely tamin’ny fotoanan’ny fety,+ tamin’ny volana Etanima, izany hoe ny volana fahafito.+