Jeremia 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mba diniho ihany ny fahadisoanao, fa ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao ange no nodikainao e!+ Tsy nihaino ny feoko ianao, fa nandehandeha tetsy sy teroa, nankany amin’ireo vahiny+ teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra”,+ hoy i Jehovah.’” Daniela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+
13 Mba diniho ihany ny fahadisoanao, fa ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao ange no nodikainao e!+ Tsy nihaino ny feoko ianao, fa nandehandeha tetsy sy teroa, nankany amin’ireo vahiny+ teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra”,+ hoy i Jehovah.’”
8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+