Eksodosy 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+ Deoteronomia 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa famantarana sy fahagagana+ lehibe nitondra loza no nataon’i Jehovah tamin’i Ejipta sy Farao ary ny ankohonany manontolo, teo imasontsika.+ Salamo 105:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nasehon’izy roa lahy azy ny famantarana avy amin’Andriamanitra,+Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama izy mirahalahy.+ Asan’ny Apostoly 7:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+
3 Ary izaho hamela an’i Farao hikiribiby amin’ny heviny,*+ ka hampitomboiko tokoa ny isan’ny famantarana sy fahagagana hataoko eo amin’ny tany Ejipta.+
22 Koa famantarana sy fahagagana+ lehibe nitondra loza no nataon’i Jehovah tamin’i Ejipta sy Farao ary ny ankohonany manontolo, teo imasontsika.+
27 Dia nasehon’izy roa lahy azy ny famantarana avy amin’Andriamanitra,+Ka nanao fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama izy mirahalahy.+
36 Izy no namoaka azy ireo+ rehefa avy nanao zava-mahagaga sy famantarana maro tany Ejipta+ sy teo amin’ny Ranomasina Mena+ ary tany an-tany efitra efapolo taona.+