Eksodosy 34:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+ Salamo 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.
6 Ary nandalo teo anatrehan’i Mosesy i Jehovah ka niteny hoe: “Jehovah, Jehovah, Andriamanitra mamindra fo+ sy tsara fanahy,+ tsy mora tezitra,+ be hatsaram-panahy feno fitiavana+ sady tena tia fahamarinana,+
9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.