FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 hatrany amin’ny Tendrombohitra Halaka+ izay miakatra mankany Seira,+ ka hatrany Bala-gada+ eo amin’ny lemak’i* Libanona, eo am-pototry ny Tendrombohitra Hermona.+ Ary nobaboiny ny mpanjakany rehetra, ka novonoiny ho faty.+

  • Josoa 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Navelan’i Jehovah hikiribiby+ mantsy izy ireo mba hiadian’izy ireo amin’ny Israely. Amin’izay dia hatokana haringana izy ireo ka tsy hahazo indrafo,+ fa haripaka tanteraka, araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+

  • 2 Samoela 8:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nandresy ny Moabita koa izy.+ Dia nasainy nitsotra tamin’ny tany ireo mba horefesina amin’ny tady. Ary nandrefy indroa tamin’ny halavan’ilay tady izy, ka natokany hovonoina ho faty izay tafiditra tao anatin’izay, ary nandrefy indray mandeha izy ka navelany ho velona izay tao anatin’izay.+ Dia lasa mpanompon’i Davida+ ny Moabita ka nandoa hetra+ taminy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara