Deoteronomia 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+ Salamo 47:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+
21 Aza mivadi-po noho ny aminy, fa eo aminao i Jehovah Andriamanitrao,+ izay Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana.+
2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+