FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Noho izany rehetra izany, dia hanao fianianana izahay,+ ary hataonay an-tsoratra izany ka hanisy tombo-kase+ an’izany ny andriananay sy ny Levitanay ary ny mpisoronay.”+

  • Jeremia 32:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “‘Hividy saha amin’ny volany ny olona, ary hanao taratasy fifanekena,+ izay hasiany tombo-kase sy hakany vavolombelona,+ eo amin’ny tanin’i Benjamina+ sy eo amin’ny manodidina an’i Jerosalema+ sy ao amin’ny tanànan’i Joda+ sy ny tanàna eny amin’ny faritra be tendrombohitra sy ny tanàna eny amin’ny faritra iva+ ary ny tanàna any atsimo.+ Hampodiko mantsy ireo babo’,+ hoy i Jehovah.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara