FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “‘An’i Jehovah ny ampahafolony+ rehetra amin’ny tany, na amin’ny voa famafy izany na amin’ny voan’ny hazo. Zava-masina eo anatrehan’i Jehovah izany.

  • Nomery 18:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Ary ny ampahafolon-karena+ rehetra eo amin’ny Israely dia efa nomeko ho lovan’ny taranak’i Levy, ho tambin’ny fanompoana ataony momba ny tranolay fihaonana.

  • Nomery 18:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Ary lazao amin’ny Levita hoe: ‘Rehefa manome ny tsara indrindra amin’ireny+ ianareo, dia ho anareo Levita ny ambiny, toy ny vokatra avy eny am-pamoloana, sy ny divay na menaka avy amin’ny famiazana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara