Salamo 51:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka ianao hanao soa amin’i Ziona, araka izay sitrakao.+Hanorina ny mandan’i Jerosalema anie ianao!+ Salamo 122:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mangataha fiadanana ho an’i Jerosalema!+Tsy hanana ahiahy izay tia anao,+ ry tanàna ô!
18 Aoka ianao hanao soa amin’i Ziona, araka izay sitrakao.+Hanorina ny mandan’i Jerosalema anie ianao!+