Ezra 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary toy izao ny dika mitovy amin’ilay taratasy nomen’i Artaksersesy Mpanjaka an’i Ezra, izay mpisorona sady mpanao dika soratra+ ny didin’i Jehovah sy ny fitsipiny ho an’ny Israely:
11 Ary toy izao ny dika mitovy amin’ilay taratasy nomen’i Artaksersesy Mpanjaka an’i Ezra, izay mpisorona sady mpanao dika soratra+ ny didin’i Jehovah sy ny fitsipiny ho an’ny Israely: