Levitikosy 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa hoheverina ho anisan’ny sahan’ilay faritra kosa ny trano ao anaty tanàna kely tsy misy manda. Hanan-jo foana hanavotra+ azy ny tompony, ary hiverina amin’ny tompony ilay trano amin’ny Jobily.+
31 Fa hoheverina ho anisan’ny sahan’ilay faritra kosa ny trano ao anaty tanàna kely tsy misy manda. Hanan-jo foana hanavotra+ azy ny tompony, ary hiverina amin’ny tompony ilay trano amin’ny Jobily.+