FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa hoy izy ireo tamiko: “Tena voa mafy+ sy latsain’ny+ olona ireo sisa niangana avy tamin’ny fahababoana, izay any amin’ny faritany.+ Mbola rava ny mandan’i+ Jerosalema, ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+

  • Jeremia 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Hataoko mangovitra ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita ny manjo azy ireo. Hataoko mahita loza koa izy ireo any amin’ny fanjakana rehetra eto an-tany,+ ka holatsaina sy ho lasa teny fanarabiana sy ho teny fanesoana+ ary ho fanozonana+ any amin’ny toerana rehetra hanaparitahako azy.+

  • Ezekiela 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Hataoko rava tanteraka sy ho fandatsa ianao, eo amin’ireo firenena manodidina anao sy eo imason’ny mpandalo rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara