Ezra 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no nolazain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa:+ ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah+ Andriamanitry ny lanitra,+ ary izy no naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda. Ezra 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia vitan’izy ireo ilay trano tamin’ny andro fahatelon’ny volana Adara,+ tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Dariosy Mpanjaka.
2 “Izao no nolazain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa:+ ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah+ Andriamanitry ny lanitra,+ ary izy no naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda.
15 Dia vitan’izy ireo ilay trano tamin’ny andro fahatelon’ny volana Adara,+ tamin’ny taona fahenina nanjakan’i Dariosy Mpanjaka.