1 Tantara 9:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nisy mpiandry vavahady efa-dahy mahay, izay nitana andraikitra satria mendri-pitokisana. Levita izy ireo, ary niandraikitra ny efitra fisakafoana+ sy ny zava-tsarobidy+ tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra. 2 Tantara 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nasain’i Hezekia nomanina ny efitra fisakafoana+ tao an-tranon’i Jehovah. Koa nomanin’izy ireo izany.
26 Nisy mpiandry vavahady efa-dahy mahay, izay nitana andraikitra satria mendri-pitokisana. Levita izy ireo, ary niandraikitra ny efitra fisakafoana+ sy ny zava-tsarobidy+ tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.
11 Dia nasain’i Hezekia nomanina ny efitra fisakafoana+ tao an-tranon’i Jehovah. Koa nomanin’izy ireo izany.