FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Tokony hisy mpisorona taranak’i Arona hiaraka amin’ny Levita rehefa mandray ny ampahafolony izy. Ary ny ampahafolon’izany kosa dia tokony haterin’ny Levita ao an-tranon’Andriamanitray,+ ao amin’ny efitra fisakafoana+ any amin’ny trano fitehirizana an’ireny.

  • Nehemia 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny Joda rehetra kosa nanatitra ny ampahafolon’ny+ varimbazaha+ sy ny divay vaovao+ ary ny menaka,+ tao amin’ny trano fitehirizana entana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara