Eksodosy 34:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry+ ny taninao.+ “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.”+ Nomery 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 ka mihinana ny mofo avy amin’ny vokatr’ilay tany,+ dia tokony hanao fanomezana ho an’i Jehovah. Deoteronomia 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 dia makà amin’ny voaloham-bokatra+ rehetra avy amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy ao anaty harona ary ento mankany amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.+
26 “Ento mankao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao ny tsara indrindra amin’ny voaloham-bokatry+ ny taninao.+ “Aza mahandro zanak’osy amin’ny rononon-dreniny.”+
2 dia makà amin’ny voaloham-bokatra+ rehetra avy amin’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy ao anaty harona ary ento mankany amin’izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrao hampitoerana ny anarany.+