FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nitsangana i Jesoa+ zanak’i Jozadaka, sy ireo rahalahiny mpisorona, ary i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy ireo rahalahiny, ka nanorina ny alitaran’ilay Andriamanitry ny Israely mba hanolorana sorona dorana, araka izay voasoratra+ ao amin’ny lalàn’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra.

  • Hagay 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela, sy Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka,+ ary ny vahoaka sisa rehetra, dia nihaino izay nolazain’i Jehovah Andriamaniny,+ sy izay nolazain’i Hagay+ mpaminany satria nirahin’i Jehovah Andriamaniny izy. Koa natahotra an’i Jehovah+ ny vahoaka.

  • Lioka 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Joda zanak’i Joanana,

      Joanana zanak’i Resa,

      Resa zanak’i Zerobabela,+

      Zerobabela zanak’i Sealtiela,+

      Sealtiela zanak’i Nery,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara