Nomery 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa efa nomeko ho lovan’ny Levita ny ampahafolon-karena homen’ny zanak’Israely ho fanomezana ho an’i Jehovah. Izany no nilazako taminy hoe: ‘Tsy hahazo lova eo amin’ny zanak’Israely izy ireo.’”+
24 Fa efa nomeko ho lovan’ny Levita ny ampahafolon-karena homen’ny zanak’Israely ho fanomezana ho an’i Jehovah. Izany no nilazako taminy hoe: ‘Tsy hahazo lova eo amin’ny zanak’Israely izy ireo.’”+