Matio 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra. Hebreo 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+
20 Manangòna kosa harena ho anareo any an-danitra,+ izay tsy misy bibikely na harafesina manimba,+ sady tsy misy mpangalatra mamaky trano na mangalatra.
10 Andriamanitra mantsy tsy mba tsy marina ka hanadino izay nataonareo, sy ny fitiavana nasehonareo ho an’ny anarany,+ tamin’ny nikarakaranareo sady mbola ikarakaranareo ny olona masina.+