Joela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nataony antsapaka ny oloko.+ Ny zazalahy nataony takalon’ny mpivaro-tena,+ ary ny zazavavy namidiny hahazoana divay hosotroina. Obadia 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tamin’ny andro nihatakatahanao, sy namaboan’ny vahiny ny tafiky ny rahalahinao,+ ary nidiran’ny hafa firenena teo am-bavahadiny+ ka nanaovan’izy ireny antsapaka an’i Jerosalema,+ dia toy ny iray tamin’ireny koa ianao. Matio 27:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nony voafantsik’ireo+ izy, dia nataon’izy ireo antsapaka+ ny fizarana ny akanjony+ ivelany.
3 Ary nataony antsapaka ny oloko.+ Ny zazalahy nataony takalon’ny mpivaro-tena,+ ary ny zazavavy namidiny hahazoana divay hosotroina.
11 Tamin’ny andro nihatakatahanao, sy namaboan’ny vahiny ny tafiky ny rahalahinao,+ ary nidiran’ny hafa firenena teo am-bavahadiny+ ka nanaovan’izy ireny antsapaka an’i Jerosalema,+ dia toy ny iray tamin’ireny koa ianao.